• SARY VAOVAO

    Efa nihatsara ny connexion ka dia efa ireny mivoaka ireny  ny sary (sakabe sy fanja, couple mixte 1er round, bandy mitondra, ebats sixty, ...). Nampalahelo ahy mantsy ny fitarainan'ireo mpankafy maro efa tsindrian-daona miandry ny sary.

    Momba ny fanaratsiana sy ny fanenjehana maro, tsy hamakiana atidoha ireny fa vao mainka aza mamporisika hanohy sy hanatsara hatrany. Misy commentaires ao milaza fa ho lasa payant no fiafaran'ity blog ity, dia hoy aho hoe: "fa ianao ve sa izaho no manao ny site e? Sa ianao mpaminany mahita ny ho avy?". Raha vola no tadiavin'ny Malalatiana dia tsy ity sehatra ity no itadiavany azy fa manana ny asany sy ny zavatra nianarany izy hamelomany ny tenany.

    Ity blog ity dia natao "hampirevena" ny namana tia vetaveta satria tsy nisy firy ny ohatr'ity taloha. Na dia efa eo am-pikarakarana ny hamadihana azy ho site aza ny tenako dia efa misy lamina napetraka sahady hoe: HIJANONA HO MAIMAIM-POANA (GRATUIT) NY FIDIRANA ATO, TSY HISY PUB NA ZAVATRA HAFA HIDIRAM-BOLA FA DIA IANTOHANAY MIVADY TANTERAKA NY LANY. Rehefa tsy vitanay intsony dia milaza ihany izahay amin'izay mety hahavita azy araky ny efa nanaovanay azy hatramin'izay.

    Na izany aza anefa, dia antitranterina fa MITOHY foana ny blog na iza faly na iza sorena. Betsaka ny zavatra miala amin'ny mahazatran'ny malagasy ankehitriny (sekta, pelaka manao spectacle sy tsy miafinafina intsony, ...) ka aleo izy ho lany andro hanenjika any fa rehefa reraka izy dia mangina.

    Fa ity mba misy hafatra kely: AOKA IZAY NY FIATSARAM-BELATSIHY sy ny FISOLELAHANA. Milaza ho tsy tia nefa laninao tsianjery ny sary sy ny anaran'ireo nanintona ny masonao, milaza ho rikoriko nefa tazako (amin'ny maha administrateur n'ny site ahy) fa io ao miverina foana hijery sary vaovao, sa tonga amin'ilay teniko tany am-boalohany hoe: SARO-KENATRA FA TIA VETAVETA?", raha saro-kenatra anie, tsy voatery hanaratsy fa mijery fotsiny dia izay e!

    Manda-pihaona daholo, Malalatiana 

  • Commentaires

    1
    mec de panam
    Vendredi 20 Avril 2007 à 14:55
    mahafinaritra
    tena marina mintsy ilay kozin'i malalatiana tetsy ambony...!tohizo ranabavy fa favy a!fa hono hoa:tsisy contact par mail na phonik mintsy v ty revy ty sa..?otrany misy tena mahafinaritra b koooo...!mankasitraka eee!!
    2
    man
    Vendredi 20 Avril 2007 à 15:11
    contact
    salut malalatiana! ny azoko lazaina fohy dia tsara ilay hevitrao, otranao ihany. tsy azontsika izay tia vetaveta ve ny mba mifampizara traikefa é!na dia tsy hoe anao rencontre aza ny tena tanjon'ity blogg ity dia mba tokony dinihana ihany ! satria mahita irreto sipa milay be ato anaty sary ireto aho dia milendalenda fotsiny.raha tena idirana lalindalina aza dia tokony hikarakara soirée privée isika de mifanosona ao daholo manala sy mifanao vetaveta be ao ka ny fomba fidirana ao dia tsy maintsy membre ato @ blog ary hisy ny mot de passe afahana miditra.ny fiarovana @ aretina indray azo atao tsara. mba valio izany sosokevitra izany raha mety fa aza tezitra raha toa ka diso é! ny ahy io faniriana te hanao vetaveta be fotsiny. bye!!!
    3
    man
    Vendredi 20 Avril 2007 à 15:18

    4
    faly
    Vendredi 20 Avril 2007 à 19:16
    Courage !!
    Salut Malalatiana, tsy dia manana ambara firy aho,fa ny ny teny lazaiko dia hoe: MASAKA BE EEE..!! Mba misy fivoarana koa lé toe tsaina fa tsy mody metsara velantsihy otran ireny be fanakianana ireny , sady sur aho fa ireny anie no tena mpanao azy, sa tsy zany?? de bonne chance @ zé atao , tohizo fa tsara, de courage fona fona OK ?! ps: aona ny atao ra te andefa sary any @nao?! BYE! BYE!
    5
    rosalie mignon
    Vendredi 1er Juin 2007 à 09:51
    milay
    ataovy manja rangaha ny sary fa lany vola izahay aty @cyber dia mba asio mis a jour le photo ok mazotoa mandefa sary ry zanaky satana
    6
    rosalie mignon
    Vendredi 1er Juin 2007 à 09:52
    milay
    ataovy manja rangaha ny sary fa lany vola izahay aty @cyber dia mba asio mis a jour le photo ok mazotoa mandefa sary ry zanaky satana
    7
    andrew
    Mercredi 6 Juin 2007 à 14:42
    Manja
    Je te trouve particulièrement troublante et attirante à la fois, je veux en apprendre plus sur toi alors écris-moi CIAO
    8
    tylly
    Mercredi 6 Juin 2007 à 19:55
    tena tianay i manja
    mallatiana tana tianay i manja fa izao aloha ee toizo fa tsara ny tena mahavariana matsy de ny mpanatsantso manaratsy aza atao mijery rehefa tsy tia tia fa fa ma sspe nefa makafia ny ataona misaotra NY MPANKZFIA GROS BISOUS HO ANAREO MIVADY PRISCA
    Suivre le flux RSS des commentaires de cet article

    Ajouter un commentaire

    Nom / Pseudo :

    E-mail (facultatif) :

    Site Web (facultatif) :

    Commentaire :